indray andro Rakoto DOUMIE cover











>> YOUR LINK HERE: ___ http://youtube.com/watch?v=CJpMirr7GdY

Chaine Doumie    / @doumiechannel   • Indray andro any angamba • Dia mety ho tody izahay any an-tanàna • Nandeha ny resaka izay nahita • Ka dia tena lasa manimanina • Fiainana mitohy, • Tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana • Tsy mitovy avy zany • Ny ora sy ny andro, • Ny volana sy ny taona • Dia misosa misosa ihany • Zahay lasa jamba • Fa efa ela tsy niverina teto an-tanàna • Ka mitady tànana mba hitantana ity namana • Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo • Fa tsy hitanay ity lalana aleha • Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, • Ka mba atoroy kely indray mandeha • Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo • Fa tsy hitanay ity lalana aleha • Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe • Ka mba atoroy kely indray mandeha • Indray andro any angamba • Dia mety ho tody izahay any an-tanàna

#############################









Content Report
Youtor.org / YTube video Downloader © 2025

created by www.youtor.org