Mitsangàna ka banjinoHira Katolika Malagasy











>> YOUR LINK HERE: ___ http://youtube.com/watch?v=J5H-bNO3Lh0

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. • Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. • #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy • • Mitsangàna ka banjìno • Ilay andry ijoroan'ny finoantsika. • 1 - Koa satria manko maro ny olona • 'Zay mitsangana ho vavolombelona : • Akipaho re 'zay enta-mavesatra, • Halaviro ny ota mandrendrika. • Mahareta àry isika miezaka • Mba handresy amin'ny ady hatrehina ! • 2 - Mibanjìna ilay ohatra velona, • Mampitombo finoana hivelatra ; • 'Lay nahazo nifidy hafaliana • Nefa kosa nanaiky hofantsihana ; • Tsy nanaiky handositra ny henatra ! • Kanjo havanan'ny Ray no mipetraka. • 3 - Mba hevero 'lay niaritra ny enjika • Nokotrehin'ireo olo-meloka, • Mba hevero 'zay efa niaretany • Am'izay ianareo tsy ho ketraka ; • Tsisy ranareo mbola raraka • Tamin'ny ady manohitra ny heloka.

#############################









New on site
Content Report
Youtor.org / YTube video Downloader © 2025

created by www.youtor.org