Havako ô ahoana ny fomba anehoanao ny fitiavanao ny tanindrazanao Salamo 13719











>> YOUR LINK HERE: ___ http://youtube.com/watch?v=n2UUwhfPZKI

Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara • IZA NO HIRAHIKO ? • 1. Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho. • 2. Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. • 3. Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra • 4. Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. • 5. Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema. • 6. Ka amin'ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin'ny fampianaranao maneho ny tsy faharatsiana, ny fahamaotinana, • 7. Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana. • 8. Fa ianao kosa mahonona tena amin'ny zavatra rehetra, miareta fahoriana, ataovy ny asan'ny evanjelista, tanteraho ny fanompoanao. • 9. Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho ! • 10. Hataony ahoana àry no fiantso izay tsy ninoany ? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny ? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory ? • 11. Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'i Israely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy. • 12. Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavana amin'Andriamanitra anie ianareo. • 13. Fa mpiara-miasa amin' Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo. • 14. Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao. • 15. Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin'olona aho? Raha mbola mila sitraka amin'olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy. • 16. Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy i Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany. • 17. Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra. Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia ; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana. • 18. Simona, zanak'i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan'ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano àry ny ondrikeliko. • 19. Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra. • Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : • (1) Isaia 6 : 8 • (2) Jaona 20 : 21 • (3) Matio 28 : 19 • (4) Marka 16 : 15 • (5) Lioka 24 : 47 • (6) Titosy 2 : 7 • (7) I Timoty 4 : 12 • (8) II Timoty 4 : 5 • (9) I Koritiana 9 : 16 • (10) Romana 10 : 14 • (11) Ezekiela 3 : 17 • (12) II Koritiana 5 : 20 • (13) I Koritiana 3 : 9 • (14) Matio 25 : 21 • (15) Galatiana 1 : 10 • (16) Asa 1 : 8 • (17) Matio 10 : 7 – 8 • (18) Jaona 21 : 15 • (19) Lioka 10 : 2 • **************************** • MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : • 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   • 2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   • 3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   • 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr   • 5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr   • CONTACT : • 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 • 2. E- MAIL : [email protected] • 3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   • 4. TWITTER :   / docrivolala   • 5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   • 6. FACEBOOK :   / docteurrivolala   • 7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... • JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) • QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

#############################









Content Report
Youtor.org / YTube video Downloader © 2025

created by www.youtor.org